Ny hampianatra kabary maimaim-poana ireo vonona ny handranto fahaizana amam-pahalalana amin’izany no tanjon’ny “Fikambanana Ny Ampinga Kabary”. Izy io izay avoitrany amin’ilay teny filamatry ny fikambanana manao hoe: “Hampandroso hatrany ifotony ny Teny sy ny Soatoavina Malagasy”. Ireo mpianatra nisafidy ny hianatra andro alarobia araka izany dia ny Alarobia 17 septambra 2025 no hanomboka ny fidirana amin’izany.
Jour : 10 septembre 2025
“COMMUNAUTE BAHA’IE” ETO MADAGASIKARA : Manorina fandriam-pahalemana ny sehatry ny fanabeazana ny ankizy sy ny tanora
Ilofosan’ny maneran-tany ankehitriny ny fampanjakana ny lafiny fandriam-pahalemana. Anisan’ireo manao ho vaindohan-draharaha izany, ny “Communauté Internationale Baha’ie”; izay manasongadina ireo hetsika rehetra mampandry fahalemana ny fiarahamonina.
“INSTITUT DES NOUVEAUX ENTREPRENEURS” : Oniversite tsy miankina misehatra kokoa amin’ny lafiny Informatika
Noho ny fivoaran’ny teknolojia ankehitriny dia efa azo tsara amin’izao fotoana izao ny mampifanindran-dalana ny fianarana sy ny asa na eo amin’ireo tanora malagasy izany na eo amin’ireo mbola te hanohy ny fianarany. Maro rahateo ireo Oniversite tsy miankina eto Madagasikara no miezaka mamaly izany filàna izany…
PM !
Quand on n’arrive plus à avancer vers le développement c’est que quelque chose ne va pas. La politique est toujours à la recherche des innovations pour le bien-être du public, sinon elle dévie de son objectif. La France et les autres pays développés connaissent bien que si on est incapable d’assouvir les aspirations populaires, on démissionne.