Hotanterahana eny amin’ny kaominina Ambohimanga Rova, ny 13 ka hatramin’ny 21 septambra 2025, ny hetsika ara-kolontsaina antsoina hoe: “Angaredona Mozika Festival”. Ity andiany faha-19 ity izay nampitondraina ny lohahevitra manao hoe: “kolontsaina mampiray firenena”.