En deux trois mouvements, et c’est fini. Il n’y avait aucune consultation mais un travail en coulisses et en catimini avec des riches personnes influentes et tout tombe. Le chaos revient à Madagascar, là où les réformes sont en priorité et les besoins sont nécessaires.
Jour : 9 mars 2026
FIKAONAN-DOHAM-PIRENEN'NY TANORA : Hotanterahina eny Ivato
Ny tanora rehetra eto an-toerana sy any ampitan-dranomasina dia entanina mba handray anjara, amin’ilay “Fikaonandoham-pirenen’ny Tanora”, izay karakarain’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, eny amin’ny CCI Ivato, ny Alarobia 11 martsa 2026.
"ALLIANCE AIKA" : Nampahafantatra ny vokatry ny "COP30"
Ny atrikasa nasionaly fampahafantarana ny vokatry ny fandraisana anjaran’ny tanora malagasy tamin’ny “COP30”, tany Belem, no hetsika notontosain’ny “Alliance Aika”, teny Ankerana.
MPIASA SY SENDIKAN'NY MINAE : Miroso amin'ny fitokonana faobe
Miroso amin’ny fitokonana faobe ao anatin’ny 48 ora ireo mpiasa sy sendikan’ny Minisiteran’ny Fambolena sy ny Fiompiana na ny MINAE, araka ny fampahafantarana notontosain’izy ireo, ny alatsinainy 9 martsa 2026, teny Ampandrianomby.
"IAIM ASSOCIATION" : Misehatra amin'ny fisahanana ny vehivavy sy ny sosialy
Ny vehivavy mba ho hijoro sy ho sahy handray andraikitra hampandrosoana ny firenena ny “Iray Avao Isika Malagasy Association” na ny IAIM Association. Antom-pijoroan’ny fikambanana ny hisehatra amin’ny lafiny ara-tsosialy sy ny fisahanana ny vehivavy.
ANDRO IRAISAM-PIRENENA MOMBA NY ZON’NY VEHIVAVY : Nandray anjara tamin'ny diabe ny Vehivavy Apokalypsy
Hery iray entina mampandroso ny firenena ny vehivavy. Manana ny heviny ny vehivavy fa tsy miady fahefana amin’ny lehilahy. Mitaky ny zo tokony hositrahany ihany koa anefa vehivavy…
