Fanolorana kidoro izay natokana ho ampiasain’ny hopitaly HUJRA Ampefiloha sy fanolorana “EAU VIVE” ho an’ireo marary sy ireo mpitsabo ao amin’ity hopitaly ity no nentin’ny vehivavy mpiasan’ny STAR, nankalazana ny Andro Iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny vehivavy, izay marihana isaky ny 8 martsa.
Jour : 13 mars 2026
VONDRON’NY MPITOLONA ETO MADAGASIKARA : Tokony ho Mpitolona no ho Praiminisitra
Vontoatin’ny fanambaran’ireo Vondron’ny Mpitolona eto Madagasikara, ny alakamisy lasa teo, teny Mahamasina, ny filazana fa mba tokony ho Mpitolona sy mahafantatra ny atao hoe tolona ary ny antony nitolomana no apetraka ho Praiminisitra Lehiben’ny Governemanta fa tsy ho olona izay tsy hahavaly izany fitakiana izany.
BNGRC : Nanao tatitra
Tatitra mahakasika ny fandalovan’ny rivo-doza GEZANI, tany Toamasina, no vontoatin’ny fampiantsoan’ny “Bureau National de Gestion des Risques et des Catastrophes” na ny BNGRC, ny mpanao gazety, teny amin’ny foiben-toerany, ny alakamisy 12 martsa 2026. Tatitra izay niompana tamin’ny fotoana niasan’izy ireo tany an-toerana nandritry ny 15 andro.
Trop !
Un faux Général se promène avec trois étoiles durant des années et c’est maintenant qu’on découvre le pot aux roses. Allons, les militaires et autres éléments armés du pays, comment se fait-il que des choses de ce genre se passe et personne n’a vu, ni ses frères d’armes, ni l’administration des pénitenciers, ni la Justice. Force est de reconnaître que le faux gradé travaille dans une maison de force.
