CAPSAT : « Aza mandray baiko amin’ireo lehibe ka hifampitifitra ny “frère d’armes” »

Ireto no anisany nivoitra tamin’ny fanambarana notontosain’ny miaramila, anio, teny amin’ny “CAPSAT” Soanierana :

  • Akatony ny “Aéroport”
  • Mivoaha ianareo miaramila sy miambina ao Iavoloha ary Ambohitsirohitra
  • Miverena any anaty “Camps”. Manaova “déclaration” daholo ianareo Polisy sy Zandary. Miraisa hina ny Polsy sy Zandary ary Miaramila.
  • Tongava aty amin’ny “CAPSAT” ianareo Miaramila izay hifanampy. Hidio ny “camps”.
  • Aza mandray baiko amin’ireo lehibe ka hifampitifitra ny “frère d’armes”. Ho an’ny Tanindrazana.

Vous aimerez aussi