COLLECTIF TANY : Manameloka ny herisetra ary miantso fanovana ho amin’ny rariny sy ny fiainana mendrika ho an’ny rehetra

Nanomboka ny 25 septambra 2025, nidina an-dalambe isan’andro ireo olom-pirenena an’arivony, indrindra fa ny tanora, mitaky ny fiafaran’ny fahatapahan-jiro sy rano ary manameloka ny rafitra voazaran’ny kolikoly sy ny tsimatimanota. Manoloana ny famoretana, mankasitraka ny herim-pon’izy ireo ny Collectif TANY, manameloka ny herisetra ary miantso fanovana ho amin’ny rariny sy ny fiainana mendrika ho an’ny rehetra.

PDF Loading...

Vous aimerez aussi