Nanao fanambarana ny Fiombonan’ny Fiangonana Kristiana eto Madagasikara (FFKM) tarihan’ny filohany, ny pastora David Rakotonirina ny atoandro teo teny amin’ny foibeny teny Ambohimanoro. Fanambaran’ny fiangonana efa-tonta manoloana ny fivoaran’ny fifindran’ny aretina Coronavirus maneran-tany sy fanomezana toro-marika ny vahoaka kristiana malagasy amin’ny fanamafisana ny fiarovana amin’ny valan’aretina amin’ny fitondrana amim-bavaka ny firenena sy ny vahoaka Malagasy, ary indrindra ny fanamafisana ny firaisan-kina sy ny fifankatiavana.
FANAMBARANA :
