Nindaosin’ny fahafatesana ny sabotsy maraina 03 aprily 2021 i Rasoamampianina Perline Odette, renin’ny filoha teo aloha Hery Rajaonarimampianina. Araka ny vaovao dia fijanonan’ny fo no antony nahafaty azy. 84 taonany izy izao nodimandry izao.
Eny Antsofinondry, Sabotsy Namehana, ny razana.
Mirary fiononana ho an’ny Fianakaviana izahay eto amin’ny Agence Malagasy de Presse.

Pour mieux vous servir, l’AMP travaillera dans le respect de tout un chacun, dans la réalité des actualités et de ce qui nous entoure. L’objectivité sera notre mot d’ordre.