Misaona indray ny zavakanto malagasy, nodimandy io hariva io Ralava ao amin’ny Tarika Rossy. Mpitendry aponga maro anaka sy manao feo lafika no andraikitra notanany tao. Anisan’ireo mpikambana tranainy izy tao amin’ny tarika. Nahafantarana azy koa ny teo amin’ny resaka fanatanjahantena satria dia mpilalao basikety fantatry ny maro izy.
Mirary fiononana ho an’ny fianakaviana sy ny tarika ny AMP.

Pour mieux vous servir, l’AMP travaillera dans le respect de tout un chacun, dans la réalité des actualités et de ce qui nous entoure. L’objectivité sera notre mot d’ordre.