“ZONE FRANCHE INTERNATIONALE TOURISTIQUE”, “ESPACE AGRICOLE COMMUN” : Misintona ny sain’ireo solombavambahoaka ny fiarahamonim-pirenena

Nandefa taratasy tamin’ireo solombavambahoaka ny maraina teo ireo fikambanana avy amin’ny firaisamonim-pirenena misehatra amin’ny fananantany, maneho ahiahy sy mitaky fahamalinana mikasika ireo tetikasa roa lehibe mahakasika ny tanim-pirenena : ny “zone franche internationale touristique” sy ny “espace agricole commun”.

MAHAMASINA : Mibanaka ny fivarotana toaka gasy

Sary fanehoana toaka gasy

Tsy misy tahotra intsony na kely aza fa dia amidy antoandro be nanahary izao ny toaka gasy eny amin’ireo mpivarotra amoron-dalana eny Mahamasina manodidina ny trano fanaova-mofo iray eny an-toerana. Mahamasina izay ahitana trano fianarana sy fiofanana ho mpampianatra, tobin’ny mpitandro filaminana sns. Tazana manjifa ny toaka gasy avanga amin’ny vidiny Ariary fitonjato ny iray vera eny Mahamasina avokoa ireo sokajin’olona rehetra mifamezivezy eny an-toerana…

Chaleur !

Après la chaleur du Sud, le Roi ira à Nosy Be. Il est vrai que le froid de la capitale n’est pas viable, avec en sus, le retour des saletés, source de maladies. C’est fini le Sommet de la COI, et celui de la SADEC est encore loin. Dame Foire n’a pas eu gain de cause face aux marchands de rue. Tout se tourne vers Lac Iarivo pour le 26 juin.

ASSOCIATION J’IRAI A L’ÉCOLE : Lancement d’une campagne solidaire pour construire un collège

Engagée depuis près de dix ans pour l’éducation des enfants défavorisés à Madagascar, l’association J’IRAI A L’ÉCOLE — à l’origine de l’École des Petits Géants — a lancé, ce mardi, une campagne de financement participatif pour construire un collège à Antananarivo. Ce projet vise à offrir une chance aux élèves de poursuivre leur scolarité au-delà du primaire…