Ny taom-pianarana 1999 – 2000 no nanombohan’ny sekoly “HR DANIEL”nisehatra teo amin’ny lafiny fampianarana sy ny fanabeazana. Efatra mianadahy mpiray tampo nivoaka avy amin’ny fianakaviana Rakotondranja nahitana an’i Daniel, Mino, Solo ary i Stela no niketrika ny fananganana ny sekoly.
Jour : 2 septembre 2025
FOARABEN’NY BETSIZARAINA : Fanoitra ho amin’ny fizakan-tena ara-toe-karena
“Ho amin’ny fizakan-tena ara-toe-karena”. Io no lohahevitra nobanjinin’ny avy eo anivon’ny Fokontany Betsizaraina, iray amin’ireo Fokontany miisa valo ambinifolo mandrafitra ny Kaominina Ambohimangakely, distrikan’avaradrano, faritra Analamanga…
TANORA MPIANATRY NY ISPM ANTSOBOLO : Afaka miatrika asa avy hatrany aorian’ny fianarana
Afaka miatrika asa avy hatrany ireo tanora mpianatra avy ao amin’ny Oniversite tsy miankina ISPM Antsobolo, aorian’ny fandrantoana fahaizana amam-pahalalana norantovin’izy ireo. Efa vita sedra tamin’ny alalan’ny fananganana tetikasa mifanaraka amin’ny fianarana norantoviny mantsy izy ireo fony mbola tany an-tsekoly…