Feno 200 taona katroka amin’ity taona ity ny Trano Printy (Imprimerie) FJKM Imarivolanitra. Teny Fanevan’izany Jobily faha-200 taona izany, ny andinin-tSoratra Masina ao amin’ny Apokalipsy 1/11, manao hoe: “Izay zavatra hitanao dia soraty eo amin’ny boky ka ampitondray ho any amin’ny Fiangonana.”
Jour : 12 février 2026
Fokonolona !
L’assassinat du colonel Ratsimandrava le 11 Février 1975 marque la fin du Fokonolona à Madagascar. Ce système ancestral d’une gestion communautaire et démocratique d’une localité n’était pas estimé par la France, d’autant plus que la politique économique envisagée dans le programme de développement de Ratsimandrava ne plaisait pas aux pro-français. En fait, il s’agissait de prendre en main les grandes compagnies import-export dans le temps. Une des causes de son élimination.
ORIASA MALAGASY “PETROFLAMME MADAGASIKARA” : Mamokatra fatana mandeha amin’ny solitany
“Petroflamme Madagasikara”. Io no anarana nasalotr’i Nirina ny orinasany. Ity farany izay misehatra amin’ny fanamboarana fatana mandeha amin’ny solitany”Pétrole” Nandritra ny fotoana nidiran’ny valan’aretina Covid 19 teto Madagasikara no nitsiry ny hevitra ho amin’ny famokarana ny fatana mandeha amin’ny solitany. Tsotra, mora ampiasaina, mitsinjo ny tontolo iainana ary mampihena ny drala mivoaka eo amin’ny tontolon’ny fahandroan-tsakafo ny fampiasana ny fatana vokarin’ny “Petroflamme Madagasikara” Ny ankamaroan’ireo akora fototra ilaina amin’ny fanamboarana ny fatana dia ireo kojakoja sy fitaovana efa tsy ampiasain’ny isan-tokantrano intsony no nangonina… Ankehitriny ho fanatsarana ny kalitaon’ny vokatra…
