Taorian’ny “Fivoriana Tombana” notontosain’ny “Komity Miaro ny Tolona” na ny KMT izay niresahana ny dingana mahakasika ny “Fanavaozana ” dia nanambara izy ireo fa mitaky ny hisian’ny tondrozotran’ny Fanavaozana. Saro-piaro amin’ny fijoroan’izao “Fanjakana Fanavaozana ny Repoblika Malagasy” izao ny KMT hany ka miaro izany mafy.
Jour : 1 mars 2026
FIZAKAMANANA SY NY HAITAO VAO : Fanoitran'ny Indostria
Tanjon’ilay “Fifaninanana nasionaly momba ny Fahitana vao” izay karakarain’ny Minisiteran’ny fampiroboroboana ny indostria sy ny fampandrosoana ny sehatra tsy miankina (MIDSP) sy ny Ofisy Malagasy misahana ny Fizakamanana ara-indostria na ny (OMAPI), ny hanome aina vao, ireo voka-pikarohana eto Madagasikara.
ENSEIGNEMENT SUPERIEUR : Un nouvel American Space à l’université de Fianarantsoa
Un nouvel American Space vient d’être ouvert par l’ambassade des États-Unis à Madagascar, lors d’une cérémonie qui s’est déroulée le 26 février dernier à l’université d’Andrainjato (Fianarantsoa). Cette cérémonie a été présidée par la Chargée d’Affaires Stéphanie Arnold, le ministre de l’Enseignement Supérieur Ndaohialy Manda-Vy Ravonimanantsoa et le président de l’université, le Professeur Aimé Richard Hajalalaina.
