Le paysage managérial malgache accueille un nouveau programme dédié aux décideurs. Après s’être développé à La Réunion depuis 2017, CRESKÈR s’implante à Madagascar et annonce le lancement d’un premier club de dirigeants à Antananarivo à compter d’avril 2026.
Jour : 5 mars 2026
FANALIKANA NY FILOHAN'NY FANAVAOZANA : Nampiaka-peo ny Zanak'androy
Nampiaka-peo ka mitaky ny handraisana fepetra ny pejy Facebook “Mada libre” ny Zanak’Androy. Ity pejy ity izay namoaka sary nanohatra ny Filohan’ny Fanavaozana, Michael Randrianirina amin’ny alika. Olobe eto amin’ny firenena izay Raiamandrenin’ny Malagasy ny Filohan’ny Fanavaozana ka nahoana no zimbazimbaina tahaka ireny izy sy ny maha olona azy.
