Hetsika ara-tsosialy faharoa notontosain’ny Vovonana MAFI-M na ny “Mijoro ho An’ny Fampandrosoana Ifotony eto Madagasikara” taorian’ny fijoroany tamin’ny fomba ofisialy ny alarobia 18 martsa 2026, teny Antaninarenina, ny “Voin-kava-mahatratra” tamin’ireo mpianatra niharam-boina tamin’ilay fahamaizana, nitranga ny 29 Martsa 2026, teny Ankatso II, Bloc 5…
Jour : 11 avril 2026
FAMPISEHOANA “MBOLA HO AVY…” : Navadika ho “Tolotanana ho an’i Honorat Fou hehy”
Navadika ho “Tolotanana ho an’i Honorat Fou Hehy” ilay fampisehoana “Mbola ho avy…” izay hotanterahan’i Erick Manana sy Jenny ary Feo Gasy izay hotronin’i Rado zanak’i Fafah Mahaleo, eny amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena sy ny Kolontsaina, ny alahady 12 aprily 2026. Manomboka amin’ny 2 ora 30 ny fampisehoana fa…
