« Hamafisina ity antso efa nisy nanomboka tamin’ny herinandro lasa ity satria rehefa hanavao ny rafitra sy fomba fitantanana ny firenena ny vahoaka malagasy dia tsy tokony ho olona efa fantatra fa mampitondra fiahoriana ho an’ny tanàna iray manontolo nanjary tsy afa-mivelona ara-dàlana ary tsy afaka mampianatra ny zanany intsony no omena andraikitra, raha rariny sy hitsiny ho an’ny rehetra, filaminana eo amin’ny fiaraha-monina ary fampandrosoana ho an’ny firenena no kendrena fa tsy fampahantrana. »
PDF Loading...

Pour mieux vous servir, l’AMP travaillera dans le respect de tout un chacun, dans la réalité des actualités et de ce qui nous entoure. L’objectivité sera notre mot d’ordre.

