Hotanterahana eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena sy ny kolontsaina Mahamasina, ny 14 ka hatramin’ny 22 martsa 2026, ny lalao ara-panatanjahantena “XXL Smatchin Ao Tsara”. Ity andiany faha-12 ity izay handraisan’ireo Sekoly Ambony sy Oniversite miisa 44 avy amin’ireo faritany 6 eto Madagasikara, anjara. Ahitana Ekipa miisa 43 avy amin’ny sokajy lehilahy ary miisa 18 avy amin’ny sokajy vehivavy.
Jour : 8 mars 2026
« GEN Y MADAGASCAR OFISIALY » : Mitaky ny fanesorana sy ny fialan’ny Praiministra
Vontoatin’ny fanambaran’ny “GEN Y Madagascar Ofisialy”, nandritry ny fivoriam-ben’izy ireo, ny sabotsy 7 martsa 2026, teny Mahamasina, ny fitakiana ny fanesorana sy ny fialan’ny Praiministra Lehiben’ny Governemanta, ao anatin’ny 72 ora.
ELIA RAVELOMANANTSOA : « Ce qui devait arriver est arrivé ! »
En cette célébration de la journée internationale de la femme, l’AMP s’est entretenu à bâtons rompus avec une grande figure féminine bien connue de la classe politique, mais aussi du milieu socioéconomique. Il s’agit de la présidente nationale du parti « Madagasikarantsika » et ancienne ministre, Elia Ravelomanantsoa. À l’instar de nombreux autres observateurs de la situation qui prévaut dans le pays depuis ces derniers mois, elle a ce même constat, comme quoi, ce qui devait arriver est arrivé.
