Fampitana fampianarana ombana fanabeazana amin’ny alalan’ny fampiasana teny Frantsay sy ny fanazarana miandalana ireo kilonga madinika hizatra ny fiteny anglisy. Manana mpanabe efa manana traikefa ho amin’ny fitaizana ireo zaza madinika manomboka eo amin’ny telovolana ihany koa ny sekoly Mada School etsy amin’ny 67 Ha…
Jour : 3 septembre 2025
Terres rares
Un article de “Investing.com” le 28 08 05 parle de l’exploitation des Terres rares à Ampasindava. Nous le publions intégralement afin de donner des éclaircissements. Nous tenons à remercier, “Investing.com”.
SEKOLY AMBONY TSY MIANKINA “JDA” ENY MAMORY IVATO : Manofana ireo te hanamory fiaramanidina
Nisokatra ny talata 2 ka hifarana ny alarobia 3 septambra 2025, ny andiany faha-22 amin’ilay hetsika “Salon des Etudes Supérieures” izay karakarain’ny orinasa “Madajeune”, eny amin’ny Palais des Sports Mahamasina. Anisan’ireo sambany no nandray anjara tamin’ity hetsiky ny taona 2025 ity ny Sekoly tsy miankina mampiofana olona ho lasa mpanamory fiaramanidina na ny “Jeunes Dynamiques de l’Aéronautique-JDA”…
“SALON DES ETUDES SUPERIEURES” ANDIANY FAHA-22 : Hetsika hanampiana ireo tanora mpianatra
Ny andiany faha-22 amin’ny hetsika “Salon des Etudes Supérieures” izay karakarain’ny orinasa “Madajeune” izay nanomboka ny talata 2 septambra 2025 ka hifarana ny alarobia 3 septambra 2025 no hita eny amin’ny Palais des Sports Mahamasina.
