« Manoloana ny zava-miseho eto amin’ny firenena, ny Fikambanana Tantsaha Nasionaly eto Madagasikara dia miondrika am-panajàna amin’ireo mpiray tanindrana namoy ny ainy sy mirary fahasitranana feno ho an’ireo naratra noho ny tolona amin’ny fitakiana ny zo fototra sy ny fampajàkana ny fahazoana maneho hevitra. Manameloka ihany koa ireo fihetsika fandrobàna sy fanararaotana ary fanapotehana fananan’olona. »
PDF Loading...

Pour mieux vous servir, l’AMP travaillera dans le respect de tout un chacun, dans la réalité des actualités et de ce qui nous entoure. L’objectivité sera notre mot d’ordre.

