MPONINA AO SAKATIA : Tsy manaiky ny hanesorana azy ireo amin’ny tanindrazany

Manoloana ny faneriterena hiala amin’ny tanindrazany sy ny fanimbana ny kolontsainy, dia misandratra ny feon’ny mponina ao Nosy Sakatia. Mijoro izy ireo, milaza mazava fa tsy manohitra ny fampandrosoana, fa tsy hanaiky ny hoesorina amin’ny tanindrazany. Mamboly sy mamokatra ny mponina, mandray mpizahatany ary maniry hiara-hiasa ho an’ny hoavin’i Madagasikara – saingy tsy ho tanteraka izany raha tsy mahazo miaina sy mipetraka am-pilaminana amin’ny taniny ny vahoakan’i Sakatia.

PDF Loading...

Vous aimerez aussi