Taorian’ny dinika nifanaovan’izy ireo tany Paris anio zoma 11 aprily, dia nanao fanambarana iraisana i Marc Ravalomanana sy Hery Rajaonarimampianina, Filohan’ny Repoblika Malagasy teo aloha. Tao anatin’ity fanambarana ity dia naneho ny ahiahiny lalina izy ireo manoloana ny zava-misy eto amin’ny firenena, ka niantso fiaraha-mientan’ny olompirenena rehetra ho amin’ny fandriampahalemana, ny fitonian’ny firenena ary ny fampandrosoana an’i Madagasikara.

Pour mieux vous servir, l’AMP travaillera dans le respect de tout un chacun, dans la réalité des actualités et de ce qui nous entoure. L’objectivité sera notre mot d’ordre.


